|
|
|
|

Entry1  tsy hita paipaika
Elementary words  2  tsy hita, paipaika
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony
Explanations in French  5  [2.415#6674] L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond
Examples  6  Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika. [2.587]
Synonyms  7  tsy hita polopolorina, tsy hita popoka, tsy hita veroka

Updated on 2024/12/10